𝐏𝐡𝐚𝐫𝐦𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲, 𝐋𝐚𝐛𝐨𝐫𝐚𝐭𝐨𝐢𝐫𝐞 𝐏𝐚𝐫𝐭𝐞𝐧𝐚𝐢𝐫𝐞, 𝐂𝐔𝐀
𝐅𝐢𝐭𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 + 𝐊𝐢𝐥𝐚𝐥𝐚𝐨 + 𝐀𝐫𝐞𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐚 = 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐟𝐨𝐝𝐲 𝐓𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐤𝐢𝐳𝐲!
“𝙏𝙨𝙖𝙧𝙖 𝙠𝙤𝙠𝙤𝙖 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙣𝙤𝙢𝙚 𝙣𝙤𝙝𝙤 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙮” — fihetsika kely, tsiky lehibe, ho an’ny hoavy mamiratra!
Tahaka ny Paracétamol manala tazo na ny Vitamina C manome hery, dia kely fotsiny ny hetsika natao nefa maneho fitiavana sy be voka-tsoa!
Nizara kilalao sy arendrina ho an’ireo ankizy zanak’ireo renim-pianakaviana tokan-tena teny amin’ny LABI Ampandrana izahay — ho mariky ny firaisankina amin’izao Asaramanitra sy volan’ny ankizy izao.
𝐌𝐚𝐧𝐤𝐚𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐧𝐢𝐬𝐚𝐥𝐚𝐡𝐲!







