𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐀𝐟𝐫𝐢𝐤𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐡𝐚-𝟐𝟑 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐚𝐛𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐍𝐞𝐧𝐭𝐢𝐦-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚
𝟐𝟗 𝐚𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓 – 𝐄𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐟𝐢𝐯𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐏𝐥𝐚𝐧 𝐀𝐧𝐨𝐬𝐲 – 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨, 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚
𝐀𝐧𝐢𝐨 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐬𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐬𝐚𝐛𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐞𝐧𝐭𝐢𝐦-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐟𝐫𝐢𝐤𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐬𝐢𝐤𝐚, 𝐥𝐨𝐯𝐚 𝐬𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐝𝐲 𝐧𝐚𝐯𝐞𝐥𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚.
Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka no nandrindra ny lanonana ofisialy sy ny fampiratiana ireo vokatra sy traikefa avy amin’ny sehatra misy eto an-toerana.
𝐏𝐡𝐚𝐫𝐦𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 dia miara-mientana 𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐟𝐲 ny fototra ara-tsiantifika ho an’ny fitsaboana nentim-paharazana, ho tombontsoan’ny fahasalamana eto Madagasikara sy manerana an’i Afrika.







